Ny momba ahy.

Tsy gazety ity fa pejy entina maneho hevitra ihany. Hevitra izao miforona noho ny fahitana ireo trangam-piarahamonina misy eto Madagasikara sy maneran-tany.
Ny mpanoratra dia olotsotra manam-pinoana fa ny fampahalalam-baovao dia afaka mampivoatra ny fiaraha-moninaa. Ny fisin’ireo fitaovan-tserasera maro dia midika fa misy firindrana ny fiaraha-monina. Isan’ny mampitombo izany firindrana izany ny Internet. Ny fiseraserana amin’ny alalan’ny Blaogy sy ireny tambazotra sosialy ireny dia manentana ny fifandraisan’ny samy olona.
Irina noho izany ny afahan’ity pejy tsotra ity mitondra ny anjara birikiny amin’izany fanentanana ny fiaraha-monina izany. Mazotoa mamaky ary.

4 thoughts on “Ny momba ahy.

  1. Mba mahaiza manoratra teny gasy aloha e! Ary maninona no tsy sahy mampiseho ny tena anarana ofisialy mazava?

    Maninona koa raha tenenina mazava hoe mitanila ianao fa tsy mody manao “pseudo-analyse” eo mba hanakianana an’i Andry Rajoelina sahala amin’i Rovahiga sy TNN?

    “Just to have fun and share our opinion”, really? who’s “we”? You don’t even seem to report anything outside Madagascar. If you hate AR, just spit it out, at least be honest, that’s the least you can do. Do not, like TNN and others, pretend to know more than you actually do. Would you really pretend to be rational with your judgement? Three centuries after the “Age of Enlightenment” some people cannot still make the difference between believing things and knowing them… pffff!

    1. MANDIMBIJAONA ANDRIAMAHARO RAZAFIMANANTSOA
      Io no anarako ao amin’ny kara-panondro. Mandimby Maharo no atao eto amin’ny internet satria izay no ahalalan’ny namana ahy.
      Misaotra anao tamin’ny tsikera momba ny tsy fahaizana teny malagasy. Mahamenatra io ary mila ezaka tokoa. Manantena anao hampianatra sy hanintsy hatrany izay diso noho izany.

      Eny, mitanila tsy mankany amin’ny AR aho satria tsy tia tsikombakomba amin’ny fanimbana firenena. Hitanao ao amin’ny lahatsoratra ataoko ao koa fa mitanila tsy makany amin’ny olona hafa, na io Ravalomanana raha izay no tinao ho tenenina, na io olona hafa satria tsy tia fanimbana ny tanindrazana amin’ny alalan’ny fanaovana politikan’ny tia tena aho.
      Raha ny “pseudo-analyse” ataoko dia aoka ho ahy sy izay miray hevitra amiko io raha tsotra sy tsy mampandroso anao. Io no takatro na dia mbola mitombina izy hatreto ka mba lazaiko. Fa raha misy lalindalina kokoa noho io any dia izy arahina.
      Iza moa i Rovahiga sy i TNN?

      I focus my “pseudo-analyse” on Madagascar because nobody would like to do it. all of those “real-analysts” make great articles about what happens in Usa, in Syria. But they don’t care about how malagasy people, my neighbors, my parents, my friends suffer.

      I don’t hate AR. I admire his courage and behavior. Although, his administration spoils this country so I hate this administration..I think that you too, you don’t know how deep is your knowledge and how to use it. then you waste your time to check and criticize what the others do.

      Misaotra nao nitsidika ity pejy ity ary enga anie hitondra fampandrosoana, na dia kely monja aza, ho an’ny tanitsika izay voavakinao teto.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s