Fifidianana maloto!

Nalailay fonosana tamin’iny fifdianana iny aho. Ny antony: tsy hamaha olana ny fifidianana filoham-pirenena natao tsy nialohavana fampihavanana sy fifanarahana tsara. Sarotra tamiko ny nino fa hadio iny ary sarotra tamiko ny nino fa handeha am-pilaminana iny. Sanatria tsy naniry loza ho an’ny fireneko aho fa maro ihany izay efa voalaza teto amin’ity takela ity izay momba ny fanam-parampahefana ataon’ireo mpanongam-panjakana nanatanteraka iny fifidianana iny. Tsy ireo avy ao amin’ny Fat ihany no fositra, hoy koa aho, fa ny iraisam-pirenena ihany koa dia nampanao iny fifidianana tery vaimanta.
Ankehitriny, tsy dia mahataitra ahy intsony ny fanambarana etsy sy eroa fa maro ny hala-bato. Halatra izay hita sy tsapa avy hatrany. Ny hany sisa andrasana dia ny hanaovan’ny Cenit tsara ny asany. Eo koa ny fanantenana ny fitsarana hanao am-pahamarianna ny asany ka tsy hankatoavany ny ampahany amin’ny valim-pifidianana any amin’ireo toerana tena nahitana izany. Ny porofo rahateo efa manomboka tonga tsikelikely.
Indro santionany amin’ireo porofo ireo.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s