Miteny ny tamboho!

Miteny ny tamboho!

Tsy nisy mpanao politika malaza ka tsy voasoratra teto ny anarany hatrizay nisin’ny Repoblika; Teto no nisy ny “Avoahy MonjaJaona”. Efa teto i “Aiza i Constant”; Mbola teto koa ny “Gadrao Tgv”. Efa teto koa ny “Sambory Mamy”.
Ankehitriny dia mitonon-tena ho malaza sy fata-bahoaka ny kandida ho filoha amin’ny Repoblika faha efatra; Asa na fitiavanan’ny mponina na ny fankahalana azy ireo no ipetrahan’ny anarany eo. Anio, mety ho “Fidio Rax”, fa rahampitso mety “Sambory sy gadrao RaX”no valiny.
Mbola ho eto isika hiara hihaino izy holazain’ity tamboho ity..

DSCN1224[1]

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s