Kandida ho filoha: Sedra voalohany ny anio

Miisa 11 ireo kandida mitana asam-panjakana. Raha ny lalana dia anio 26 aogostra no tokony hametra-pialana ireo olona ireo satria voafaritra fa 60 andro mialoha ny fifidianana no anaovana izany fametraham-pialana izany.

Ireto avy izy ireo: Edgard Razafindravahy (PDS Antananarivo), Camille Vital (ambassadeur any Genève), Hajo Andrianainarivelo (vice-premier ministre en charge du Développement et de l’Aménagement du Territoire), Pierrot Rajaonarivelo (ministre des Affaires Etrangères), Tabera Randriamanantsoa (ministre de la Fonction publique, du Travail et des Lois sociales) ary Hery Rajaonarimampianina (ministre des Finances et du Budget).

Sedra voalohany ho azy ireo sahady noho izany izao fitakina fametraham-pialana izao. Ho hita eo izay tena vonona amin’izany fifidianana izany sy izay tsy mino fa hisy ny fifidianana amin’ny 25 oktobra ho avy izao.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s