Mivondrombondrona.

Mivondrombondrona.

“Tsy misy fifidianana eto raha tsy mody Ravalomanana”. Io indray izao no teny mientana ampasain’ireo mpomba ity filoha ity. Mba anamafisana izany dia nijoro tamin’ity volana janoary ity ny fikambanana Pro-Ravalomanana. Ivondronan’ireo fikambanana sy olo-tsotra mitaky ny hamahana ny krizy izy ity, ka efa manana sampana any amin’ny faritany hafa. Andriamatoa Ranamison Rajaonah Hariliva no Mpndrindra Nasionaly. Ny maha samy hafa azy amin’ny Ankolafy Ravalomanana dia izy naorina noho ny hetahetam-pon’ireo malagasy teto an-toerana fa tsy noho ny toromarika nomen’ireo mpanelanelana vahiny.
Mitovy amin’ny fikambanana rehetra manohana ny filoha Ravalomanana ihany nefa ny tanjony dia ny hamohana ireo Haino amanjery nakaton’ny Fat, ny hamoahana tsy misy hatak’andro ny gadra politika ary mazava ho azy fa dia ny fampodina tsy misy fepetra ny filoha teo aloha.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s