Operation Tandroka

Tanana 16 no nodoran’ireo hery manokana manao ny “Operation Tandroka” any atsimon’i Madagasikara. Ampangain’ireto Hery ireto ho dahalo avokoa manko ireo mponina amin’ireny tanana kely mitokotoko ireny. Miezaka manazava sy mitondra porofo ireo mponina ireo ny amin’ny tsy maha dahalo azy, saingy tsy afa-manohitra noho ny hery tsy mitovy. Horohoro sy fankahalana vahiny no lasa manjaka. Hatreto aloha dia tsy mbola tratra i Remenabila na dia voalaza fa maratra sy efa hita aza ny toerana misy azy. Nankalazaina koa ny nahazoana ireo mpiray petsapetsa amin’ity mpangalatra omby raindahiny ity.

Ny horonantsary ‘Focus’, entina hanomezana vaovao ny mponina dia mampiseho ny hasarotan’ny asa tanterahin’ireo hery ireo. Asa izay efa naharitra iray volana izay

Advertisements

One thought on “Operation Tandroka

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s