Bye bye Volamena

Nahatratrarana volamena saika ho aondrana antsokosoko indray teny ivato androany. Vehivavy malagasy no nitontra volamena milanja 5 kilao sy 300grama ka saika hihazo an’i Naerobie. Izay hatrany moa no lalana fandehanan’ny volamena halatra avy eto Madagasikara. Avy ao Kenua indray ireo mpanondrana no mandefa azy any Singapour na i Chine sy Hong-Kong na koa any Dubai.
Fanadihadiana no nahalalana fa tombanana ho 30 kilao isan’andro no volamena mivoaka eto Madagasikara antsokosoko. Ireo mpitrandraka volamena izay tsy mahazo alalana ary tena mandrava tanteraka any ambany ravinahitra any ka na na fiangonana dia aongany raha misy volamena ao ambanin’ny taniny.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s