Miandry fa gasy

Niato aloha ny dinika tatsy amin’ny vondro-nosy Seychelles teo amin’i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana. Dinika natao ny talata 24 sy alarobia 25 jolay 2012 teo. Tsy dia misy mahalala loatra izay zava-nisy tany ny rehetra satria dia tsiambara-efatra tokoa no tany. Eo izy raolahy ary ireo mpanelanelana vahiny. Ireo toko telo ireo izany no miketriketrika ny ho avin’ny Madagasikara sy ireo vahoaka 26 tapitrisa monina ao. ireo mponina kosa dia tsy misy mahazo miteny fa miandry izay higadonany eto fotsiny. Atsy Maputo, mozambika indray izany no ho tohin’ ity fihaonana ity ?afaka 15 andro

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s