Nankaiza ny olona tety?

Dia tapi-dalan-kaleha koa ireo mpanohitra nivadika tamin’ny Fat. Ankoatry ny tsy fisehoana vahoaka manjo ireo mpanao gazety mikomy amin’i Filoha Avon’ny Tetezamita manko dia tsy maharesy lahatra ireo olona tarihiny koa ireo mpisolo toerana azy. Ny sabotsy 9 jona teo dia niala an-daharana ry zareo avy ao amin’ny Avotra ho an’ny Firenena tarihin’i Laza Rafiarison. Araka ny fanazavana nomeny  dia mila maka saina kely ireo olona tarihina mba akany faka tsara. Ny Profesora Paul Rajaonarivelo sy ingahy Andrianjaka Rajaonah sisa no nianjahanja teny an-dalambe.Tsy hita koa aloha ireo vahoaka lazaina fa maro manaraka ity “Komity ho Fanacotam-pirenena” ity. Ary raha ny zava-nisy io sabotsy io ary no dinihina dia hita ho kivy sy leo azy ireo ny olona vitsivitsy nitangorona teo Analakely. Tantara mitohy safy mahaliana no mampijomehy ,y mpanara-baovao moa izy ity

 

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s