Afaka amin’ny fotoana fohy

Tena tsy azon’ilay rangahy nikabary teny Ambohitsirohitra tamin’ny Talata 22 Mai iny ny tena dikan’ny hoe Fahafahana miteny. Tsy mahataitra izany satria raha ny zavatra hita hatramin’izay nitondrany izay dia tsy mbola nisy zavatra iray mba hainyka izany zava-tsarotra izany ve ho takany.

 

“Malalaka ny fanehoan-kevitra …rehefa amin’ny fampielezan-kevitra”. Dia ho ferana mandritry ny andro vitsy anaovana fampiekezan’kevitra ihany izany ny olona vao mahazo milaza izay mba maharary azy. Ary amin’izany fampielezanj-kevitra izany aza anie tsy ny mpanao politika izay mitady seza ve ary moa no tena miteny fa ireo olona dia mihaino? Ka inona no fahalalahana amin’izany? sa ve hoe izao ianareo malagasy tsy mahazo miteny, fa amin’izany anjaranay koa no miteny?

 

Tsy ny toerana ihany hoy aho no mitondra ny atao hoe fahafahana fa na ny fotoana koa aza. Ary io fahaizana maka ny fotoana mety sy manararaotra ny fotoana io no tena tsy mbola hain’ny mpianao politika rehetra eto.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s