Iny lalana iny…

Raikitra ny ady an-gazety eo amin’ny Minisitry ny serasera Harry Laurent Rahajason sy ireo mpanao gasety mivondrona ao anatin’ny Sendikany mitaky ny fialany.

Nitondra fanazavana lava tao amin’ny Filan-kevitra ambonin’ny tetezamita ny minisitra momba ireo iapangana azy sy nandroso ireo tetik’asa maro eo an-dalam-panatanterahana. Nalefa nivantana tamin’ny Tvm izany ny marainan’ny 18 May, ary naverina tao anatin’ny Vaobvao an-tsary manokana ny alina tamin’ny 8 ora sasany.

Tsy hiresaka firy momba ity raharaha ity aho fa ny tantara no efa nanaporofio fa tsy mahafaty afo io lalana io, ary aoka koa ny tantara no hitsara raha diso izany.

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s