LEO!!!!!!!

LEO !  na inona filazanareo mpanao politika na inona olana lazainareo fa manakana tsy hamoahana ny firenena amin’izay toerana tsy ara-dalana izao dia LEO  ny vahoaka. Aza MIATSARAVELATSIHY amin’ny hoe AMPY IZAY ! sy ny AOKA IZAY ! fa resaka fampandriana adrisa anay fotsiny izany.

 

 

Aiza izay mba VOKATRA nentinareo amahana io krizy NOFORONINAREO io ? AOTRA no naoty azonarea.toa izahay ihany no miasa sy miafy mba anavotana ity firenena ity fa nareo MODY MIVORIVORY DIA MODY MAMOAKA FEHIKEVITRA ANY IVELANY any dia mampanatena tsy misy eto avy eo hoe hovahana tsy ela io. Avy eo mamorona FIALANTSINY fa tsy ho tratra io e, tsy mety zany e, pataty patataeee …  LEO : leo mahita ny namanay mitsindroka  FAKO hamenoana kibo izahay. Leo mahita ny TAVANAREO manabe tarehy eo amin’ny fahitalavitra. Leo ny MAHENO NY FEONAREO izahay . leo mahita anareo mitaingina an’ireny fiara nandaniana ny VOLANAY ireny izahay. Leo ny TSY fahandriamapahalemana. Leo ny FANABADOANA amin’ny tsy fampianaran’ireo mpampianatra diso TIA TENA.

 

 

Satria ve ianareo no mba natokisana hitondra ny firenena ho any @ TSARATSARA kokoa dia manararaotra? Satria ve ianareo manana mpiambina MANANA BASY dia tsy miraharaha anay tanam-polo? Satria ve nareo nahazo TSOLOTRA volabe ka mbola matory tsara ao amin’ny VILLA sy CHATEAU dia tsy miraharaha anay manao TAFO LANITRA?

 

 

LEO IZAHAY KA MAHATANTESA VALI-KITSAKA!

 

 

ARY IANAREO MIARAMILA SY ZANDARY ARY POLISY MIPETRAHA TSARA ANY ANDAKAZERY FA EFA VOKY!

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s